• А
  • Б
  • В
  • Г
  • Д
  • Е
  • Ж
  • З
  • И
  • К
  • Л
  • М
  • Н
  • О
  • П
  • Р
  • С
  • Т
  • У
  • Ф
  • Х
  • Ц
  • Ч
  • Ш
  • Э
  • Ю
  • Я
  • A
  • B
  • C
  • D
  • E
  • F
  • G
  • H
  • I
  • J
  • K
  • L
  • M
  • N
  • O
  • P
  • Q
  • R
  • S
  • T
  • U
  • V
  • W
  • X
  • Y
  • Z
  • #
  • Текст песни nanie sy lalie - feo roa

    Просмотров: 4
    0 чел. считают текст песни верным
    0 чел. считают текст песни неверным
    Тут находится текст песни nanie sy lalie - feo roa, а также перевод, видео и клип.

    Ho inontsika moa ny andro izay mandalo
    Raha ny rivotra mifafy no tsy hitondra kalo Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
    Ho ankafizintsika ka tsy hisy fitsaharana

    Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo
    Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
    Izay notiavintsika ka lasa namololona
    Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona

    Fa ianao no amiko izaho no aminao
    Isika no miaraka mozika tsotra izao
    Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
    Na tsiky na tomany no miraraka
    Mahavelon’aina ny hira izay hiraina

    Ho inontsika moa ny andron’ny maraina raha mitampifi hatrany ny kalo izay hiraina Fa ianao no amiko izaho no aminao Isika no miaraka mozika tsotra izao

    Опрос: Верный ли текст песни?
    ДаНет