• А
  • Б
  • В
  • Г
  • Д
  • Е
  • Ж
  • З
  • И
  • К
  • Л
  • М
  • Н
  • О
  • П
  • Р
  • С
  • Т
  • У
  • Ф
  • Х
  • Ц
  • Ч
  • Ш
  • Э
  • Ю
  • Я
  • A
  • B
  • C
  • D
  • E
  • F
  • G
  • H
  • I
  • J
  • K
  • L
  • M
  • N
  • O
  • P
  • Q
  • R
  • S
  • T
  • U
  • V
  • W
  • X
  • Y
  • Z
  • #
  • Текст песни Mahaleo - Hay hay

    Просмотров:
    0 чел. считают текст песни верным
    0 чел. считают текст песни неверным
    Тут находится текст песни Mahaleo - Hay hay, а также перевод, видео и клип.

    Hay, hay, hay, hay, hay, hay
    Izao vao tsapanao tokoa
    Fa mafy ny fiainana

    Hay, hay, hay, hay, hay mafaitra
    Ny mikaroka ny soa
    Rehefa tsisy ny hitarainana

    Fony mbola teo i Dada sy i Neny
    Tsy nohenoina akory raha niteny
    Sy mba nananatranatra

    E, raha mahatsiaro ireo taloha
    Mila ho vaky teo re ny loha

    Fa tsy misy ny hatokona
    Ny manodidina ahy toa ngazana
    Nahoana no mitokona

    Hay, hay, hay, hay, hay mafy
    Izany tsy mba mitafy
    Afa-tsy akanjo rovitra

    Hay rehefa tsy eo koa i Neny
    Dia tsy maintsy mihafy
    Na dia noana sy mangovitra

    E, raha mahatsiaro ireo taloha
    Mila ho vaky teo re ny loha

    Fa tsy misy ny hatokona
    Ny manodidina ahy toa ngazana
    Ny totohondry no avokona

    E, raha mahatsiaro ireo taloha
    Mila ho vaky teo re ny loha

    Эй, эй, эй, эй, эй, эй
    Теперь ты действительно понимаешь,
    Что жизнь трудна.

    Эй, эй

    Опрос: Верный ли текст песни?
    ДаНет